Entry (1/4) | 1 anio |
Part of speech | 2 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio (Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) |
Explanations in English |
4 [1.2] the part of the day to come. To-day. 5 [1.7] today (future tense) |
Explanations in French |
6 [1.82] [Taisaka]
aujourd'hui (partie du jour non écoulée) 7 [1.8] aujourd'hui (temps futur) |
Analogs | 8 androany |
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word anio |
Entry (2/4) | 15 anio |
Root | 16 any |
Part of speech | 17 imperative of passive verb anina [Full list] |
Entry (3/4) | 18 anio |
Part of speech | 19 imperative of passive verb any [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.78] [Taisaka]
ataovy |
Explanations in French |
21 [1.82] [Taisaka]
|
Entry (4/4) | 22 an' io |
Root | 23 any, io |
Part of speech | 24 locution |
Examples |
25 Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [2.499] 26 Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27] |
Anagrams | 27 |
Updated on 2025/01/28 |