Entry | 1 lavina |
Root | 2 la |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.10] (endrika pasiva) Tsy afaka nanda izy, fa tsy azo nolavina mihitsy ny porofo laviko ankitsirano izany ampanga lainga izany 5 [1.1] Tsy ekena ho marina: Nolaviny izay nolazaiko Tsy raisina, tsy ekena: Nolaviny izay natoroko azy / Nolaviny ny fangatahako Lazaina ampahibemaso fa tsy fantatra: Nolavin' i Piera i Kristy / Laviko i Satana |
Explanations in English |
6 [1.2] to be refused, to be rejected, to be disapproved, to be hated 7 [1.7] to be refused, to be denied |
Explanations in French |
8 [1.3] qu'on refuse, qu'on nie, qu'on rejette, à quoi on renonce, qu'on méconnait. Efa nolaviny izay natolotrao azy: il a refusé ce que vous lui avez offert. Laviko izay lazainao: je nie ce que vous dites 9 [1.5, 1.8, 1.6] qu'on refuse 10 [1.8, 1.6] qu'on nie 11 [1.8] qu'on renie; qu'on rejette |
Examples |
12 Angaha koa inoa ho azonao lavina? [2.643#64] 13 Tsy azo lavina fa misy ny toky nomena. [4.27#2010/01/15] 14 Ary io zavamisy io mihitsy no lavina aminy. [1.369#] |
Morphology |
|
Proverbs | 19 Proverbs containing the word lavina |
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |