Entry (1/2) | 1 manda |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy | 3 Rindrim-bato na rindrim-by, na tamboho avo tsotra, manodidina toerana iray tiana harovana amin' ny fahavalo: Tsy laitra nanihina ilay manda 4 Olona mpiaro: Izy no mandan' ny madinika [1.1] |
Explanations in French | 5 fortification, rempart 6 protecteur [1.3] |
Examples |
7 Ny famonjeny no ataony mandany sy manda ivelany. [2.996] 8 raisin' ny nitety aloha ny tohatra hiakarana ny manda. [2.270] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 13 mandà (la) |
Part of speech | 14 active verb |
Explanations in Malagasy | 15 tsy manaiky [Taisaka] [1.78]16 Milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: Mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho 17 Tsy mandray: Mandà ny fahagagana izy 18 Milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Izaho manda an' i Satana 19 Mivadika: Mandà ny teny napetrany izy. [1.1]20 (matoanteny transitifa, endrika aktiva) Tsy afaka NANDA izy, fa tsy azo NOLAVINA mihitsy ny porofo [1.10]21 milaza mafy fa tsy marina; tsy manaiky fa marina; mitsipaka zavatra iray izay lazaina fa diso: mandà izany fanombotombohanao ahy izany aho 22 tsy mandray: mandà ny fahagagana izy 23 milaza ampahibemaso fa tsy mankasitraka: izaho mandà any Satana 24 mivadika: mandà ny teny napetrany izy [1.1] |
Explanations in English | 25 to refuse; to deny [1.2, 1.7]26 to reject [1.2] |
Explanations in French | 27 refuser [1.3, 1.5, 1.8, 1.6, 1.14]28 nier [1.3, 1.5, 1.8, 1.6]29 désapprouver, renier, rejeter, méconnaître. Nanda ny teny napetrany izy: il a renié ses promesses. Nanda ny rainy aman-dreniny izy: il a rejeté ses parents [1.3] |
Explanations in Italian | 30 negare. Nanontany aho raha izy ni nilaza izany, dia nanda izy: io ho domandato se egli avesse detto cio, ma ha negato 31 rifiutare. Nangataka fanampiana taminy izahay fa nanda izy: noi gli abbiano chiesto aiuto ma egli ha rifiutato [1.18] |
Examples |
32 manda famaizana ny mpanota; [2.996] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 39 Proverbs containing the word mandà |
Anagrams | 40 manda, mandà, manda, mandà |
Updated on 2023/09/08 |