|
|
|
|

Entry (1/2)1  voa
Part of speech  2  past participle
Explanations in Malagasy  3  [1.10] La: ... Ny tovona voa sy tafa dia tsy mety aminy; tsy fanao ny hoe voalà sy tafalà na dia hita ao amin'ny diksionera sasany aza izany.
Explanations in English  4  [1.2] refused, denied, rejected
Explanations in French  5  [1.3] refusé, nié, rejeté, renié
Root  6  la

Entry (2/2)7  voala
Part of speech  8  past participle
Explanations in English  9  [1.2] removed, taken away, released, fetched, withdrawn, freed from.
Explanations in French  10  [1.68] [Vezo] [voaala] Enlevé, ôté
11  [1.3] Enlevé, arraché
Examples  12  [2.470#] Afakafaka sy voaala tsiny teny ihany ity faharoa ity satria fanta-poko, fanta-bahoaka ny fahadalan' ny ankizy toa an-dRainilidy ireny.
Root  13  ala
Compound words 

Anagrams  15  alavo, alova, avalo, valao, voala, voalà

Updated on 2025/04/14