Entry | 1 fandavana |
Root | 2 la |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Filazana fa tsy marina: Tsy mampaninona ahy ny fandavanao ny hevitro fa ny hevitra moa samy manana ny azy Tsy fanekena: Avelanao hitsangantsangana ve izahay? -- Tsy misy fandavana e Fitsipahana zavatra iray tsara lazaina fa diso: Ny fandavan' ny olona ny fisian' Andriamanitra no mampanaram-po azy Filazana ampahibemaso fa tsy mankasitraka: Angatahina amin' ny olona atao batemy na batisa ny fandavany an' i Satana 5 [1.10] Ny TSI-FANDAVANA anie ka tsy fanekena tsy akory e! |
Explanations in English |
6 [1.7] refusal, disapproval, denial |
Explanations in French |
7 [1.3] le refus, le renoncement, le reniement 8 [1.5] refus, renoncement, reniement |
Examples |
9 fandavana ankitsirano no nantenaiko hambarany, kinanjo raikitra tsy ahoan-tsy ahoana teo ny varotra an' arivony. [2.5] |
Vocabulary |
10 Emotions |
Compound words |
|
Updated on 2024/12/11 |