Entry | 1 izy |
Part of speech | 2 pronoun [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Misolo ny olona tenenina raha tokana ka atao teny lazaina: Ho tonga izy rahampitso Raha milaza maro dia matetika ampiana "ireo" ny izy: Tsy manan-divay intsony izy ireo |
Explanations in English |
4 [1.2] He, she, it. Isy, ia and i are used in the provinces. [Malay iya; Polynesian ia, aia, iyi, i.] 5 [1.7] he, she, it |
Explanations in French |
6 [1.3] Il, elle, lui, le, la 7 [1.5] Il, elle 8 [1.8] il, elle |
Explanations in Italian |
9 [1.18] egli; ella |
Analogs | 10 izyireo, azy, -ny |
Compound words |
|
Titles |
32 Izy mirahalahy (Razakandraina Jean Verdi Salomon) 33 Izy mirahavavy (Dox) 34 Izy telo mirahavavy (Andriamalala Emilson Daniel) |
Tables and plates |
35 All the pronouns |
Updated on 2025/01/28 |