|
|
|
|

Entry1  andrenesana
Part of speech  2  relative verb
Explanations in English  3  [2.931] the situation in which hears someone or something
Explanations in French  4  [1.3#519]
Examples  5  [2.59#] Maro karazana no andrenesana ny toetrany amy ny filany.
6  [2.285#] Mangidy andro andrenesana matetika ny filazana ny marina;
7  [2.332#] Diska andrenesana tsara ny fanonona marina ny teny rehetra.
8  [1.38] Dia mampiandrandra ny maso ho any amin' ny avo izany, ka andrenesana ilay teny soa mahefaly hoe:
9  [2.324] Raha mba manana anadahy mantsy hianao, anaka, ka nahafaly ny andrenesana azy vita fianarana amin'ny sekoly ambony any Antanana, sady mahafapo ny vazaha sy ny mpampianatra ny fitondrantenany!
Root  10  re
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word andrenesana

Updated on 2024/12/11