Entry | 1 manentsin-tadiny |
Elementary words | 2 manentsina, tadiny |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1#615] tsy mihaino na tsy miraharaha torohevitra na fananarana atao aminy 5 [1.1#904] manampin-tsofina, tsy mety mihaino na mody tsy mandre izay lazaina aminy |
Explanations in English |
6 [1.7] to stop one's ears, to refuse to listen |
Explanations in French |
7 [1.8] se boucher les oreilles |
Examples |
8 Izay manentsin-tadiny tsy hihaino ny lalàna [2.996] 9 dia hanentsin-tadiny amin'ny marina izy ireo, fa hanongilan-tsofina amin'ny angano foana. [2.996] |
Updated on 2024/12/07 |