|
|
|
|

Entry1  manentsina
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manisy tsentsina na zavatra entina manampina ]oaka na vava lavaka na vava tavoahangy: Misy fako be manentsina ny lalana.
4  [1.13] manisy zavatra hanampenana lavaka
Explanations in French  5  [1.13] boucher
Examples  6  [2.424#] Ny sakoitra ihany koa dia mety hiteraka asma, na manentsina ny tsinay
7  [2.4#] Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina.
Root  8  tsentsina
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word manentsina

Anagrams  16  manentsina, niantsenam

Updated on 2025/01/21