|
|
|
|

Entry (1/3)1  marenina
Root  2  renina
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Tsy mandre, donto: Marenina hatrany an-kibon-dreniny io olona io
Enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka na. handro: Marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary?
Explanations in English  5  [1.7] deaf
Explanations in French  6  [1.3, 1.8, 1.5] sourd
7  [1.3] dur d'oreille
Examples  8  ny lalana ihany no nasiany olona: toa moana toa marenina. [2.470]
9  Nohenoiko fe tsy marenina izany anatr' i Patrice izany, kanjo tato aoriana dia tsapako ny fahamarinany. [2.471]
10  Nefa henoy fe tsy marenina ny teniny, fa izay hazo anankiray tsy miteny tsy mivolana arý amin' ny fara ala aiý no tadiavo, ary iza; [2.69]
Vocabulary  11  Health
Compound words 

Entry (2/3)16  marenina
Root  17  renina
Part of speech  18  adjective
Explanations in Malagasy  19  [1.1] mamono sofina, manentsin-tadiny
Explanations in French  20  [1.5] insensible

Entry (3/3)21  marenina
Root  22  renina
Part of speech  23  adjective
Explanations in French  24  [1.3] enti-milaza vilany na fahandroan-kanina hafa ela vao mahamasaka nahandro
25  [1.3] lente à se chauffer, se dit d’une marmite
Examples  26  marenina koa itỳ vilany itỳ: aiza ve ka dia adiny iray tsy hahamasa-bary? [1.1]

Anagrams  27 

Updated on 2025/01/21