|
|
|
|

Entry1  domelina
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Donto, mahatsiaro ny loha ho mavesatra, tsy afa-manao na inona na inona: Mafy izay asaindroa andro nisesy izay: domelina mihitsy izany ny lohako
4  [1.13] donto
Explanations in French  5  [1.3#113, 1.13] abruti
6  [1.3#113] Qui a la tête fatiguée, lourde, qui a l'esprit accablé, incapable de travail, de réflexion; qui a perdu la mémoire
Examples  7  tsy misotro toaka, tsy mifoka sigara, ary tsy mandray zava-maha-domelina; [2.424#]
8  Nangitsingitsina ny sofiko, domelina ny an-dohako, nipararetra ny molotro. [2.643#]
Derivatives 
9  Adjectives :
Synonyms  10  donto

Updated on 2025/02/02