Entry | 1 donto |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Tsy mandre tsara fa marenindrenina: Donto mihitsy ny sofin' io zaza io: intelo izy no antsoina vao mahare 4 Dombo ny lelany na bontolo ny lohany: Dontoity itỳ fandraka itỳ 5 Tsy moramandray fampianarana: Donto velona izany raha zaza: telo volana vao mahay abidy 6 Enti-milaza ny vilany izay maharitra elaela vao tanteraky ny hafanana: Ario any io vilany io fa donto izaitsizy: adiny iray vao mahamasa-bary [1.1] |
Explanations in English |
7 stupid [1.7] |
Explanations in French |
8 stupide [1.3#115, 1.8] 9 sourd, émoussé, obstiné, têtu, abruti, endurci, déterminé, hardi [1.3#115] |
Examples |
10 Rotsiako mangina ny foko efa donto, ary safosafoiko ny masoko bongo! [1.241] 11 Lasa donto sy hena velona ny tena ka tsy tsaroana intsony na fanenony na kaikiny. [2.472] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word donto |
Updated on 2023/08/11 |