Entry | 1 dontoina |
Root | 2 donto |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Atao tonga marenindrenina: Mahagaga fa nodontoin' ny aretina io zaza io 5 Domboina: Aza dontoina amin' ny vato ny angadinao 6 Tonga tsy mailaka, tsy matsilo intsony: Nodontoin' ny asa mafy loatra zaza itỳ ka izany no tsy androsoany amin' ny fianarana [1.1] |
Morphology |
|
Updated on 2023/01/05 |