|
|
|
|

Entry1  manadonto
Root  2  donto
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Mahatonga harenina: Nanadonto azy ilay fahapotrahany
5  Manadombo: Nidofitra tamin' ny vato no nanadonto itỳ angady ity
6  Mahatonga tsy haranitra: Ny kapoka izaitsizy nafitsokao azy taloha no nanadonto ny sainy [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :

Anagrams  11  manadonto, nandotoam

Updated on 2023/01/05