Entry | manaloha (aloha) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | manalohà (aloha) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb manaloha | ||||||||
Anagrams | hamolana, mahalaño, mahalona, manaloha, manolaha |
Updated on 2023/01/20 |