|
|
|
|

Entry1  ialohana
Root  2  aloha
Part of speech  3  relative verb
Explanations in Malagasy  4  Misy... eo aloha: Atao milaza ny ho avy mandrakariva ny matoanteny ialohan' ny "tokony [1.1]
Explanations in English  5  [1.2]
Explanations in French  6  [1.3#24]
Examples  7  Ny ray aman-dreny sy ny zoky tsy azo ialohana na miteny na mandeha, na misotro rano. [2.285#108]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  alohaina, ialohana, ilaohana, iloahana, iolahana

Updated on 2023/01/20