Entry | alohaloha (aloha) | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78] | |
Explanations in French | Un peu en avant, à petite distance [1.3] | |
Examples | Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona.
[2.472] | |
Anagrams | ahalohalo, alohaloha |
Updated on 2023/01/06 |