|
|
|
|

Entry1  zanabolana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Antontan-javatra goavana alefan' ny olombelona eny amin' ny habakabaka, nefa tsy mihoatra ny faritra ahazoan' ny tany misintona azy, ka manjary toy ny volana kely manodidina ny tany ary ampiasain' ny olo-mahay amin' ny fikarohana ara-tsiansa
Explanations in English  4  [1.7] a man-made satellite
Explanations in French  5  [1.8] satellite envoyé dans l'espace; cf. sambondanitra
Examples  6  [2.445#] zanabolana no mampita ny zava-mitranga any an-dafy any ka avy hatrany dia hitantsika atý
Vocabulary  7  Physics
Elementary words  8  zanaka, volana

Updated on 2025/02/02