Entry | 1 maizim-bolana |
Elementary words | 2 maizina, volana |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fotoana tsy ahitana ny volana |
Explanations in English |
5 [1.7] the dark of the moon |
Explanations in French |
6 [1.8] le temps où la lune est invisible |
Examples |
7 Kintana an-tapitrisany maro amin'ny haizim-bolana no nampitraka kely ny lohany ka toa nahitany fanantenana manjavozavo [2.470] 8 Indray takariva maizim-bolana, nisy olona nisakana sy namely azy [2.470] |
Vocabulary |
9 Astronomy |
Proverbs | 10 Proverbs containing the word maizim-bolana |
Updated on 2024/12/07 |