|
|
|
|

Entry1  lahabolana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.13] literatiora am-bava mety hiady rima na tsia
Explanations in French  4  [1.13] littérature orale
Examples  5  [2.606] Manaraka ireo kosa dia hojerena miandalana ireo lahabolana hafa ahitana ny Angano, ny Tapatono, ny Kabary, ny Beko ary ny Poezia.
Vocabulary  6  Literature: (in general)
Elementary words  7  lahatra, volana
Titles  8  Lahabolana Malagasy (Ramamonjisoa Edouard)

Updated on 2024/12/07