Entry | 1 mandahatra |
Root | 2 lahatra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mametraka zavatra mahitsy tomandavana: Sahirana ery Ilita kely nandahatra ny bokin-drainy teo ambony latabatra Mandamina: Raha efa izany, dia nandahatra ny raharaha hataony ny ampitso izy Manao kabary; miresaka manao fihetseham-be amin' ny tanana: Mahay mandahatra ilay mpitandrina nitory teny anikeheo ~ Nandahatra teo ny anao nefa tsy nisy nihaino akory 5 [1.13] mamorona lahatsoratra |
Explanations in English |
6 [1.7] to arrange; to set type; to make a speech |
Explanations in French |
7 [1.8] bien arranger; composer (imprimerie); donner un discours 8 [1.13] ranger, ordonner; rédiger |
Examples |
9 Koa anio isika dia mandahatra, mitondra ny teny; [2.245#] 10 Mampitaha teny Fomban-dRamalagasy koa, raha mandahatra, ny mampitaha teny mitovitovy. [2.298#] 11 Ny ambiasa no mandahatra ny fanapahana ny zaza, ohatra ny zazafotsy na ny kelikely atao aloha. [2.606#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 20 |
Updated on 2025/01/21 |