|
|
|
|

Entry1  kabary tsara lahatra
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] filazana am-bava feno hakingana sy hafetsena nefa matetika lainga sy fitaka fotsiny
lahateny efa voaomana ary mirindra fatratra
Elementary words  4  kabary, tsara, lahatra
Synonyms  5  kabary tsara mitsangana

Updated on 2024/12/10