Ary io fiezahana ao anatiny io no mahatonga fahatsarana amin' ny fiainany, izay toa mamirapiratra amin' ny fihetsiny rehetra[2.529]
2
Ny fahatsarana rehetra na amin'ny tarehy, na amin'ny fitsanganana na amin'ny toetoetra hafa, dia tampitr' ohatra amin'izany Andriamanitra fa tena tsara tokoa Izy hoy ny Bara.[1.353]