|
|
|
|

Entry (1/2)1  hatsarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Toetran' ny olona na zavatra tsara, mahafinaritra jerena, na ambony, mendrika: Endre! ny hatsaran-tarehin' ity voninkazo! / Hatsaram-panahin' olona izany
Explanations in English  4  [1.7] excellence; goodness
Explanations in French  5  [1.8] excellence; bonté
Examples  6  [1.300#] tsisy hatsarana velively fa mora ritra sy mety tankina, nefa manana ny azy tsy mila miankina!
7  [2.529#] Mila hatsarana hita vatana sy azo tsapaina, hanome endrika ny hery tsaroany ho nivaivay saingy tsy nilamina, tao anatiny izy.
Root  8  tsara
Synonyms  9  fahatsarana

Entry (2/2)10  hatsarana
Part of speech  11  noun
Explanations in Malagasy  12  [1.1] Sikidy: Nanao hatsarana tao an' efitra Rainibozy no tratranay
Root  13  tsara

Anagrams  14  hanasatra, hanatsara, hatsarana, naharatsa, satrahana

Updated on 2025/01/21