Entry (1/2) | 1 fitsarana |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Asan' ny saina manavaka ny marina sy ny diso, ny tsara sy ny ratsy; fandanjalanjana ny mety sy ny tsy mety: Aoka tsy hiady hevitra firy ianareo fa samy manana ny fitsarany zavatra ny olona rehetra Fahefana napetraky ny fanjakana mampiseho izay rariny sy hitsiny amin' ny alalan' ny fandinihana sy fampiharana ny lalàna manamarina na manameloka: Efa niakatra fitsarana ny raharahan-dry Rabe sy Ranaivo Toerana anaovana io fitsarana io: Lasa eny amin' ny Fitsarana i dada Anarana nomena ny tangena fahizay. Misy ambaratonga telo ny fitsarana: ny Fitsarana ambaratonga voalohany, ny Fitsarana ambony (azon' izay resy tamin' ny voalohany angatahina hitsarana azy indray), ary ny fitsarana tampony (azon' izay resy tamin' ny faharoa angatahina hitsarana azy farany). Ny atao hoe Fitsarana avo kosa dia ny antoko-mpitsara miandraikitra ny fampanoavana ny Lalàm-panorenana |
Explanations in English |
5 [1.2] [Rel. s. from mitsara (tsara).] Judgment, the seat of judgment. 6 [1.7] a judgement; a court of law |
Explanations in French |
7 [1.3#753] le jugement, le lieu, le tanguin qui jugeait l'aiguille placée au-dessus du fléau de la balance 8 [1.8] jugement; tribunal |
Examples |
9 Tsy very anjara koa ny fitsarana. [4.27#2012/05/24] 10 Ny Tangena no natao fitsarana farany. [2.508#422] |
Vocabulary |
11 Law |
Compound words |
|
Titles |
16 Fitsarana Avo momba ny Lalampanorenana () 17 Fitsarana Tampony () |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word fitsarana |
Article |
19 Randzavola: fitsarana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 20 fitsarana |
Part of speech | 21 noun |
Explanations in French |
22 [1.196] (racine tsara). Au sens habituel : jugement. Nom qu'on donnait au tangena : Cerbera venenifera (Poir.) Steud. (Apocynaceae) quand il servait à pratiquer l'ordalie, le « jugement de Dieu » ; on disait aussi tangena-mitsara. |
Vocabulary |
23 Botany |
Synonyms | 24 tangena-mitsara, tangenitsara |
Scientific name |
|
Anagrams | 26 fanaratsy, fanisatra, fiantsara, fisatrana, fitsarana |
Updated on 2023/07/29 |