Entry | 1 fanatsarana |
Root | 2 tsara |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fanaovana izay hahatonga tsaratsara kokoa, fanasoasoavana [1.1] 5 fanatsarana ny tany: fikarakarana ny tany mba hamokatra bebe kokoa [1.13] |
Explanations in French |
6 amélioration [1.13] |
Examples |
7 ny fanatsarana ny tanàna sy ny fonenana [1.320#] 8 Tanisainao ny fanatsarana ny fanatontosana ny asa [1.369#] 9 Avy eo, mitatra amin' ny fanatsarana ny manodidina [2.445#] |
Compound words |
|
Updated on 2023/10/16 |