|
|
|
|

Entry1  fampitsarana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Vola nomena fahizay ireo olona nampisotro tangena ho mari-pankasitrahana, raha tahiny ka velona soa aman-tsara ilay nampisotroina
Vola omena mba hahazoana mampiditra ady na raharaha hotsarain' ny fitsarana hanaovana fampinomana
Explanations in English  4  [1.2] [Rel. s. from mampitsara (tsara).] Money paid to the judges and others present, on the administration of the tangena ordeal, as a token of consent to its decision.
Root  5  tsara

Updated on 2024/12/11