|
|
|
|

Entry (1/2)1  tsaramaso
Part of speech  2  noun
Vocabulary  3  Zoology: birds
Elementary words  4  tsara, maso
Synonyms  5  mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, soy, sitaromaso

Entry (2/2)6  tsaramaso
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Karazan' anana fihinam-boa ka misy fomba roa no ihinanana io voany io: na mbola tanora izy ka ao anaty hodi-boany no andrahoina (tsaramaso tanora no fiantso azy amin' izay), na efa voany matoy iena na maina, ka andrahoina alana amin' ny hodiny
Explanations in English  9  [1.7] beans
Explanations in French  10  [1.8] haricot
11  [1.196] (de tsara : beau ; et maso : oeil ; la graine brillante et colorée est comparée à un oeil). Phaseolus vulgaris L. (Fabaceae). Le Haricot introduit et cultivé. Nom et identité dans le Dictionnaire de Malzac. On appelle tsaramasomaitso les haricots verts ; tandis que les haricots en graines consommés frais s'appellent tsaramaso tanora (haricots » jeunes »). D'après J. Lombard, ASSEMI, 7, n° 4 (1976) p. 96, note 137, dans le Menabe Sakalava on distingue trois variétés de haricots ou tsaramaso, dénommés respectivement mena (à grains rouges), fotsy (à grains blancs) et vanda (moucheté). [Sihanaka]
12  [Merina]
13  [Betsileo]
14  [Sakalava]
Examples  15  [2.445#91] Sosohana tsaramaso eny anelanelan' ny katsaka.
16  [2.69#77] Tonga reniny ka nandraoka ny tsaramaso indray;
17  [2.117#21] Volena avokoa na vary na katsaka na tsaramaso.
Vocabulary  18  Botany
Elementary words  19  tsara, maso
Synonyms  20  kimesamesa
Phytonyms 
Scientific name 
Proverbs  27  Proverbs containing the word tsaramaso
Article  28  Randzavola: tsaramaso ao amin' ny Baiboly

Updated on 2025/02/02