|
|
|
|

Entry (1/2)1  soy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Anaram-boronkely mahafinaritra misy karazany efatra: soikely, ny kely indrindra aminy; ny soimanga, ny tsara tarehy indrindra, ny soimainty ary ny soilomotra, mavo manopy maitso
Examples  4  Ny tsikirity manina,
ary ny soy malahelo;
[2.131]
Vocabulary  5  Zoology: birds
Synonyms  6  mangimike, pariamaso, ramanjereke, siay, sitaromaso, tsaramaso
Zoonyms 

Entry (2/2)8  soy
Part of speech  9  adjective
Explanations in Malagasy  10  [1.78] [Tanala] mbola tsy voafora: jaja soy (Zaza mbola tsy voafora)

Anagrams  11 

Updated on 2025/01/21