|
|
|
|

Entry1  fifangaroana
Root  2  haro
Part of speech  3  noun
Examples  4  Tsy ny fifangaroan' ireo akory no maninona, fa ny fifandro-ritany no mahatahotra raha misy. [2.285]
5  Ny mateti-piseho dia fifangaroana olona samihafa fiaviana no mandrafitra fiaraha-monina iray. [2.445]
6  Tsara marihina fa io rafitra misy fifangaroana io dia efa noeritreretina fony nanangana ny CES tany am-boalohany. [4.27]
Morphology 
7  Simple :
8  Prefixed :

Updated on 2023/01/20