Entry | 1 miharo |
Root | 2 haro |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.78] [Taisaka]
mifangaro 5 [1.78] miray, mikambana 6 [1.1] Mikambana: Miharo amin' ny ranon' i Betsiboka ny ranon' Ikopa ~ Miharo trano amin' ny rafozany izy |
Explanations in English |
7 [1.2] to be in a mixed state, to be in a mingled state. 8 [1.7] to be together, to be mixed together (of things) |
Explanations in French |
9 [1.8] être ensemble, être mélangé (se dit des choses) |
Examples |
10 Mololo miharo amin-jezika no ijoroany, talantalan-kazo misy vilona no eo anoloany. [2.470] |
Morphology |
|
Analogs | 15 milaro, mikambana, mifamaho, mifamahofaho, mifangaro, mitambatra, mifadiditra, mifampidipiditra, mifanosona, mifanjevo, miharo voraka, mikoro, tsaporetika |
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word miharo |
Anagrams | 19 ahorim, arohim, hamori, hamory, haorim, haroim, hioram, hoarim, mahory, mariho, miharo, oharim, roahim |
Updated on 2023/01/20 |