|
|
|
|

Entry (1/2)1  mifanosona
Root  2  sosona
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mifampidipiditra na mifanongona: Misy hifidiananao tsara ireo sobiky mifanosona ireo ~ Milahara tsara fa aza mifanosona toy izao
Atao na tonga indray miaraka: Tsy tiako mihitsy ny ahy ny raharaha mifanosona tahaka izao
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
8  Imperative :

Entry (2/2)9  mifanosòna
Root  10  sosona
Part of speech  11  imperative of active verb mifanosona [Full list]
Explanations in Malagasy  12  [1.1]
Explanations in French  13  [1.3]

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/28