Entry | sosona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A layer [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Couche; doublure [1.8] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Hyponyms | ||||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word sosona | |||||||||||||||
Updated on 2023/08/11 |