|
|
|
|

Entry1  faraingososona
Elementary words  2  faraingo, sosona
Part of speech  3  noun
Vocabulary  4  Linguistics
Explanations in Malagasy  5  Mari-tsoratra « » toa faraingo roa sosona anankiroa, ka ny voalohany atao eo alohan' ny tenin' olona lazaina, ary ny faharoa mamarana azy: Hoy i rainy tamin' Isambilo hoe: «Mianara tsara fa sarobidy noho ny vola ny fianarana». [1.1]

Updated on 2023/12/02