|
|
|
|

Entry1  fisosona
Root  2  sosona
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Toetran'ny zavatra misosona, izany hoe misy sosona, na zavatra manampy avy ao anatiny: Hafahafa ny fisoson'ny nifin'ity zaza ity.

Updated on 2024/12/11