Entry (1/3) | 1 mikambana |
Root | 2 kambana |
Part of speech | 3 adjective |
Explanations in French |
4 jumelé [1.13] |
Entry (2/3) | 5 mikambana |
Root | 6 kambana |
Part of speech | 7 active verb |
Explanations in Malagasy |
8 Mitambatra: Hikambana anio ny mpianatra amin' ny lakilasy roa fa tsy misy mpampianatra ~ Ao Ankomotro no mikambana Ikopa sy i Betsiboka 9 Miady, mikaona: Mikambana tsara ny rafitr' ity varavarana ity 10 Miray: Natao sesitany daholo ireo nikambana tamin' ny VVS 11 Miaraka be; miray fo, hevitra: Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka [1.1] |
Explanations in English |
12 to be united; to come together [1.7] |
Explanations in French |
13 s'unir [1.3#306, 1.8] 14 Se réunir, être réuni, se joindre, être joint, s’ajuster, être ajusté, être ensemble, faire partie d’une compagnie, être membre d’une société. [1.3] |
Examples |
15 Eto no mikambana ny renirano roa (Les deux rivières se réunissent ici) [1.3#306] 16 Hikambana hanao matso ny miaramila rehetra amin'ny alakamisy (Jeudi tous les soldats se réuniront pour la revue) [1.3#306] 17 Mikambana tsara ny rafitr’ io varavarana io (Les planches de cette porte sont bien jointes, bien ajustées) [1.3#307] 18 Nikambana ny manamboninahitra hanongana ny mpanjaka (Les officiers s’unirent pour renverser le souverain) [1.3#307] 19 Nikambana tamin’ny namana ratsy izy ka simba (Il s’est uni avec de mauvais camarades et a été ainsi gâté) [1.3#307] 20 Mikambana ao anatin’ ny vata ny akanjo rehetra (Tous les habits sont ensemble dans la malle) [1.3#307] 21 Mikambana amin' izany fikambanana izany izahay (Nous faisons partie de cette compagnie) [1.3#307] 22 Nikambana hanao varotra izy folo lahy (Ces dix individus se sont unis pour le commerce, ont formé une compagnie commerciale) [1.3#307] |
Morphology |
|
Entry (3/3) | 27 mikambàna |
Root | 28 kambana |
Part of speech | 29 imperative of active verb mikambana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
30 [1.1] |
Explanations in French |
31 [1.3#307] |
Anagrams | 32 ikambanam, mañambaky, mikambàna, mikambana, nambakaim, niambakam |
Updated on 2021/12/20 |