Entry 1/2 |
kambana
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Zaza roa, na mihoatra, indray aterak' olona anankiray: Nanao kambantelo Rasoa Indray naterak' olona iray: Kambana izy roa ireny [1.1]
|
Explanations in English | A twin, twins [1.7]
|
Explanations in French | Jumeaux, semblables Assemblage, union de plusieurs [1.3]
|
| Jumeau [1.8, 1.13]
|
| Connexion [1.13]
|
Examples |
1 | Satria teraka kambana va izy?
[2.270]
|
2 | Faty kambana re ity, ray olona e!
[2.499]
|
3 | Mpirahavavy kambana, hono, Rahanta sy Rambolatiana.
[2.817]
|
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Toponyms |
|
|
Entry 2/2 |
kambana
|
Part of speech | noun
|
Explanations in French | [Tankarana]
Gui, mousse. [1.19]
|
Vocabulary |
Synonyms | ~ |
|