|
|
|
|

Entry1  fanakambanana
Root  2  kambana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fanambarana; fampiraisana
5  [1.13] fampitohizana fantsona roa
Explanations in French  6  [1.3#306] L’action de réunir, d’unir, l’addition.
7  [1.13] montage, combinaison, association, assemblage
accord, union
Examples  8  Fanakambanana faobe io. [2.245]
9  Manamarina izany izao fanakambanana tombontsoa misavoritaka sy mifangarika izao [4.27]
Vocabulary  10  Technology
Compound words 

Updated on 2024/12/11