Entry | 1 fikambanana |
Root | 2 kambana |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fiarahana maro, fitambarana: Ny fikambanana no hery 5 Antokon' olona vitsivitsy na maro miray noho ny asa, raharaha, hevitra politika, zava-kanto iombonana: Ny fikambanan' ny Mpanoratra sy Poety [1.1] |
Explanations in English |
6 a society, an organization [1.7] |
Explanations in French |
7 L’action de se réunir, de s’unir, l'union, la jonction, l'ajustement, l’association, compagnie, société, congrégation [1.3#307] 8 association, organisation [1.8, 1.13] 9 société, congrégation [1.8] 10 groupement [1.13] |
Examples |
11 Vitsy foana no mpamboly tsy isan' ny fikambanana. [2.332] 12 Efa hitan' ny masonareo koa ny herin' ny fikambanana. [2.69] 13 Mitondra ny anaran' ny fikambanana ihany ny faritra voavoly. [2.445] 14 Lanin' ny sainao izao ny rijan-kevitra ajoron'ny fikambanana iray! [2.503] |
Compound words |
|
Proverbs | 16 Proverbs containing the word fikambanana |
Anagrams | 17 fanakambina, fikambanana |
Updated on 2023/08/17 |