|
|
|
|

Entry (1/2)1  manakambana
Root  2  kambana
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manambatra: Manakamban-tanana
5  Mampiray: Andriamanitra no nanakambana voalohany ny lehilahy sy ny vehivavy ho mpivady [1.1]
Explanations in English  6  to join together, to unite [1.7]
Explanations in French  7  réunir, joindre, ajuster, unir, mettre ensemble, réconcilier; renouer une alliance [1.3]
8  joindre, unir [1.8]
Examples  9  Miharihary fa raha ny hamorona voan-teny tokana, toy ny hoe trano, maso, vay, saina, dia efa sarotra: ny manakambana no azo atao. [2.285#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  manakambàna
Root  15  kambana
Part of speech  16  imperative of active verb manakambana [Full list]

Anagrams  17  anakambanam, manakambàna, manakambana

Updated on 2023/01/20