Entry | 1 tafakambana |
Root | 2 kambana |
Part of speech | 3 participle |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] |
Explanations in French |
5 Qui est réuni, uni, qui sont ensemble, qui sont réconciliés [1.3#306] |
Examples |
6 Ahy izao Imerina tafakambana izao, hoy izy. [2.508#] 7 Vahoaka maro be izy roa tonta no tafakambana. [2.588#] 8 Ary misaotra an'Andtra noho izany, fa tafakambana ny fanaovana sy fiheverana; [2.59#] |
Updated on 2023/01/20 |