|
|
|
|

Entry1  akambana
Part of speech  2  passive verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Atambatra: Nakambana ny lakilasy roa fa tsy ampy ny mpampianatra
Ampiadina, apaka: Tsy nakamban' ny mpandrafitra tsara ny hazo fisaka amin' ny latabatra
Ampiraisina: Akamban' ny tombontsoa ireo olona ireo na dia tsy mifankatia firy aza
Explanations in English  4  [1.7] to be joined together
Explanations in French  5  [1.3#306, 1.8] qu'on joint, qu'on unit, qu'on ajuste
6  [1.3#306] Qu’on réunit, qu’on met ensemble, qu’on réconcilie.
Examples  7  [1.3#306] Hakambako ny fihavananareo roa lahy (Je vous réconcilierai tous les deux)
8  [1.357#] koa amin' izany dia akambana ny hoe lineara sy lantsa, ka atao hoe lineara-lantsa.
9  [1.3#306] Nakambana ny tànan’ ilay mpangalatra (On a joint, uni par un même lien les mains de ce voleur)
10  [1.3#306] Nakambako ny entana roa, fa maivana loatra (J'ai réuni les deux paquets, parce qu’ ils sont trop légers)
11  [1.3#306] Hakambana ny mpianatra rehetra rahampitso mba hadinina (On réunira demain tous les élèves pour les examiner)
12  [1.3#306] Izay nakamban' Andriamanitra tsy azon’ olombelona sarahina (Les hommes ne peuvent séparer ceux que Dieu a unis)
13  [1.437#] Izao no fombany anankiray vokatry ny roa raha akambana : Taló sy odovy - aretina no vokany Tany sy trano - fiarenana id.
14  [1.3#306] Tsy nakambanao tsara ny hazo fisaka amin’ ny latabatra (Vous n’avez pas bien joint, ajusté les planches de la table)
15  [1.3#306] Nakambana tamin’ ny trano iray ny entana rehetra (Tous les paquets ont été réunis, mis ensemble dans une seule maison)
16  [4.27#] ny fihodinana faharoa dia akambana amin' ny an' ny solombavambahoaka ny 20 desambra.
Root  17  kambana
Morphology 
18  Present :
19  Past :
20  Future :
21  Imperative :
Proverbs  22  Proverbs containing the word akambana

Anagrams  23  akambana, ambakana, anabakam, anambaka, manabakà, manabaka

Updated on 2025/04/14