|
|
|
|

Entry1  mifangaro
Root  2  fangaro
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Mitambatra ka tonga sarotra avahana: Nifangaro ny ondrintsika
Mitambatra ho iray: Tsy mety mifangaro amin' ny rano ny menaka
Miharo, miaraka amin' ny.,.: Aza mifangaro amin' ireo ankizy mpitabataba ireo ire
Miaraka misafotofoto, mifanosona: Mifangaro ao dahoio ny lambanareo ka samia maka ny azy
Explanations in English  5  [1.7] to be mixed together
Explanations in French  6  [1.8] se mélanger, être mélangés
Examples  7  Mangatsiaka sy vao latsa-panala ny maraina amin' izay ary mifangaro tsy misy anavahana azy intsony ny setroky ny mpahandro hani-masaka sy ny zavona mamirifiry. [2.470]
8  Nangina tampoka ny tafondro marovava, fa dridridridry sy kiakiaka mifangaro teny ratsy no nisolo azy. [2.472]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Compound words 

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21