|
|
|
|

Entry1  haronina
Root  2  harona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba [1.1]
Explanations in English  5  to be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate. [1.2]
Explanations in French  6  Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main [1.3#222]
Examples  7  Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina." [2.69#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Compound words 
Proverbs  13  Proverbs containing the word haronina

Anagrams  14  haronina, rahonina, rohanina, ronahina

Updated on 2024/02/19