|
|
|
|

Entry (1/2)1  manere
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsileo] mitery omby na biby hafa: Tsamba adidin'ny mpanere ko tsa mba tsikalam- boatavo fa ivory ro tsa misy ronono (Tsy mba tsinin'ny mpitery ary tsy mba kileman'ny voatavo fa ikalabory no tsy misy ronono)

Entry (2/2)4  manere
Part of speech  5  imperative of active verb manery [Full list]
Explanations in Malagasy  6  [1.1]
Root  7  tery

Anagrams  8  anerem, manere, mareƱe

Updated on 2025/01/21