|
|
|
|

Entry1  mibaiko
Root  2  baiko
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba?
Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io
Explanations in English  5  [1.2] to speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers.
6  [1.7] to command
Explanations in French  7  [1.3] Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes
8  [1.8] donner un commandement
Examples  9  Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono. [2.324]
10  Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy. [2.470]
11  Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina. [2.472]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16 

Updated on 2025/01/21