|
|
|
|

Entry1  mibaiko
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manome didy am-bava na an-tsoratra ny miaramila fehezina: Iza dry, raha fantatrao, no nibaiko ny miaramita tany Andriba?
Manao famantarana amin' ny moana na amin' ny biby ka azon' izy ireo izay tiana holazaina amin' izany famantarana izany: Mahay mibaiko ny alikany fatratra lahy io Rangahy io
Explanations in English  4  [1.2] to speak in words of a foreign language; to use words of command. These words originally came into use in drilling soldiers.
5  [1.7] to command
Explanations in French  6  [1.3] Parler un langage étranger, donner un commandement par paroles ou par signes
7  [1.8] donner un commandement
Examples  8  [2.324] Dia nibaiko ireo miaramilany ilay lehibeny, ka nasainy najanona ny vono.
9  [2.470] Sady mibaiko izy, no manontany, no manompa, ka i Lidy mifihifihy no manaraka azy eto aoriana sy manao izay lazainy.
10  [2.472] Amin' ny fotoana toy izany, ny famonjena ny aina no hany sisa mibaiko sy ankatoavina.
Root  11  baiko
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :

Anagrams  16  baikoim, ikombia, mibaiko, miboaky, miboika

Updated on 2025/01/21