Entry (1/3) | 1 mizaka |
Root | 2 zaka |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io |
Explanations in English |
5 [1.7] to be master of; to be able to dispose of according to one's desires |
Explanations in French |
6 [1.3#866] régir en maître, disposer 7 [1.8] pouvoir en disposer selon sa volonté |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/3) | 14 mizaka |
Root | 15 zaka |
Part of speech | 16 active verb |
Explanations in Malagasy |
17 [1.78, 1.1] [Tambahoaka]
milaza 18 [1.78, 1.1] [Tambahoaka, Tanosy, Taisaka] miteny |
Entry (3/3) | 19 mizakà |
Root | 20 zaka |
Part of speech | 21 imperative of active verb mizaka [Full list] |
Explanations in French |
22 [1.3] |
Anagrams | 23 izakam, mizakà, mizaka, zakaim |
Updated on 2023/09/25 |