Entry | 1 miteny |
Root | 2 teny |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mamoaka teny na "feo misy heviny fanaon' ny olombelona": Efa miteny ny zandrinay fa tsy mbola mandeha 5 Miresaka: Niteny tamiko momba anao i rainao 6 Manonona: Iza no niteny ny anarako taminareo ireo 7 Milaza (arahin' ny "hoe"): Raha vao niditra izy dia niteny hoe: "Ny Fiadanana anie ho aminareo". [1.1#729] |
Explanations in English |
8 to speak, to tell; to admonish [1.7] |
Explanations in French |
9 parler, dire; admonester [1.3#696, 1.8] 10 discourir, annoncer, proclamer, ordonner, défendre, avertir: Aza miteny lalandava (Ne parlez pas continuellement) [1.3#696] |
Examples |
11 Nanontany an-dRenilezo izay miteny aho; [2.324#] 12 Aza manapaka an-drainao raha miteny izy. [2.270#] 13 Miteny irery, toy ny miresaka amim-Bazimba. [2.69#] |
Morphology |
|
Analogs | 18 mivolana, milaza, miloa-bava, miloa-peo, loabolana, latsa-bava |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 25 Proverbs containing the word miteny |
Anagrams | 26 mienty, miteny |
Updated on 2023/06/08 |