|
|
|
|

Entry1  tsy miteny
Elementary words  2  tsy, miteny
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tsy misy antony (fomba fitenin' ny ankizy indrindra amin' izao andro izao, izay tsy azo lavina fa nalaina avy tamin' ilay fitenenana efa tranainy hoe: "Tsy miteny fa vola baoritra" nenti-nilaza ny maha-tsinontsinona ny vola madinika baoritra nony tonga ny vola madinika vy
Compound words 

Updated on 2024/12/07